Olan’ny firenena : ahiliky ny fitondrana amin’ny mpitondra tetezamita

0

Fomba fanaon’ny mpitondra ankehitriny ny manilika ny tsy fandehanan-draharaha eto amin’ny firenena rehetra amin’ny fitantanana nandritra ny tetezamita. Tsy misy ny vahaolana mazava aroson’ny mpitondra amin’ny olana iainan’ny vahoaka amin’ny sehatra maro. Ireo tomponandraikitra nandritra ny tetezamita ihany anefa no mbola hita miara-mitantana amin’ny mpitondra ankehitriny.