Accueil Politique Olompirenena : mila hamafisina ny fampahafantarana ny zony

Olompirenena : mila hamafisina ny fampahafantarana ny zony

0
Olompirenena : mila hamafisina ny fampahafantarana ny zony

Ny tsy fahafantaran’ny olompirenena ny zony sy ny tokony hatao eo amin’ny sehatry ny fifidianana no isan’ny antony iray mahatonga ireo valim-pitsarana ho « azo raisina fa tsy mitombona » hoy ny eo anivon’ny minisiteran’ny fitsarana sy ny FES androany. Hanarenana izany, hisy ny hetsika lehibe hotanterahin’ny roa tonta.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici