Accueil Société Orinasa Base Toliara : tapitra anio ny « ultimatum » nomen’ny mponina

Orinasa Base Toliara : tapitra anio ny « ultimatum » nomen’ny mponina

0
Orinasa Base Toliara : tapitra anio ny « ultimatum » nomen’ny mponina

Tapitra omaly ny ultumatum nomen’ireo mponina ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana ny orinasa Base Toliara izay manao ny fitrandrahana fasimainty any an-toerana. Manoloana izany, manao antso avo amin’ ny fitondram-panjakana ny fiarahamonim-pirenena, andray ny andraikiny, handamina ny toe-draharaha.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici