Orinasa Jirama : ho tratra ny fanarenana ato anatin’ny 2 taona

0

Maro ireo fepetra noraisina sy horaisina amin’ny fanarenana ny orinasam-panjakana Jirama hoy ny minisitra tomponandraikitra. Fanamby napetraky ny PCA an’ity orinasa ity sy ny mpiaramiasa aminy ny fanarenana ny orinasa mialohan’ny fiafaran’ny taona 2021.