Orinasa Jirama : miroso amin’ny fanarenana anatin’ny « Jirama Innove »

0

Miroso amin’ny fanarenana ny orinasa Jirama ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao ao anatin’ny tetikasa « jirama innove ». Teboka maro no hotanterahana amin’izany hamaliana ny filan’ny mpanjifa sy ahafahan’ity orinasa ity mamelon-tena ary hanatratra ny « Equilibre opérationnel » alohan’ny taona 2021.