OSTIE : tsy mandray ny fangatahana fanemorana tetiandro

0

Efa nisy ny fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana mahakasika ny fenemorana ny tetiandro fandoavana saran’ny mpikambana izay tokony haloan’ny orinasa tsy miankina eny anivon’ny CNaPS sy ny OSTIE. Tsy mandray izany fangatahana izany anefa ny eny amin’ny OSTIE raha ny fitarainan’ireo orinasa maro.