PAC : niditra amin’ny andiany faharoa

0

Nanomboka androany ny andiany faharoa amin’ny fampankarana fampanoavana eny anivon’ny PAC na ny Pôle Anti-Corruption, ireo raharaha momba ny kolikoly mahavoarohirohy olontsotra, mpandraharaha, tomponandraikitra ambony sy ireo ambara ho trondro vaventy.