Parc Ankarafantsika : mahaliana ireo mpitsidika ny « canyon »

0

Mahaliana ireo mpizahatany tonga eto Madagasikara amin’izao fotoana ny fitsidihana ireo « Canyon ». Ho an’ny Parc Ankarafantsika manokana, mitazona ny laharana faharoa amin’ny fitsidihana be indrindra amin’ireo « Cicruit » miisa 08 misy ao an-toerana ny “canyon”.