« Parking »- Anosibe : tsy manaiky ny fananganana “Box” vaovao ny mpivarotra

0

Tsy manaiky ny fikasana hamadihana ho tsena ny fitoeran’ny fiara eo anoloan’ny tsena Anosibe ny mpivarotra eny an-toerana. Androany nisy ny fihetsiketsehana nataon’izy ireo hanehoana io fanoherana io.