Passation minisitra

0

Tahaka ny hita nanomboka ny alatsinainy lasa teo, mihazakazaka ny toe-draharaha eto amin’ny firenena. Asa ary asa avy hatrany no ilaina hoy ny filoham-pirenena. Araka izany, minisitera maromaro no nanatanteraka ny famindram-pahefana androany. Ireo minisitera tsirairay avy izay samy manana ny laharam-pahamehana araka ny nanirahana azy avy. Ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity no hanarahanao ny ampahany tamin’izany.