Pépinière Analamahitsy : 1 Ha 49 a sisa ny tanin’ny ministera

0

Raha manodidina ny 6 Ha sy 36 ara ny tanin’ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana ary ny jono eny Amin’ny Pepinière Analamahitsy, tsy misy hafa-tsy 1Ha sy 49 ara sisa amin’izao fotoana. Tao anatin’ny 1 taona, ny taona 2018, lasa tanin’olon-tsotra « titré et Borné » avokoa ny sisa rehetra.