Accueil Société « Permis Biométrique » : olana ara-teknina no nampitarazoka ny fanotana

« Permis Biométrique » : olana ara-teknina no nampitarazoka ny fanotana

0
« Permis Biométrique » : olana ara-teknina no nampitarazoka ny fanotana

Niverina amin’ny laoniny ny fanotana permis biometrique sy ny carte grise teo anivon’ny Centre Immatriculateur taorian’ny tsy fahatomombanana nnanomboka ny faha-18 novambra. Olana ara-teknika no nitarika ny fitarazohan’ny fanotana ,hoy CENTRE IMMATRICULATEUR Ambohidahy. Nanamafy izany ihany koa ny orinasa HEPHALU MADA misahana ny fanotana ny « Permis biometrique ».

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici