« Permis » sy « Carte grise biométrique » : hivoaka afaka 45 andro

0

Hivoaka afaka 45 andro ny permis sy ny carte grise biométrique manaraka ny fenitra hoy ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana tamin’ity androany ity teny Anosy. Maimaimpoana ny fanoloana ho an’ireo izay efa nahazo permis na carte grise biometrique teo aloha.