Accueil Economie Plan Multisectoriel d’urgence : 3 170 miliara Ariary ny vola hanatanterahana azy

Plan Multisectoriel d’urgence : 3 170 miliara Ariary ny vola hanatanterahana azy

0
Plan Multisectoriel d’urgence : 3 170 miliara Ariary ny vola hanatanterahana azy

Vola mitentina 826,09 tapitrisa dolara no hatokana hanatantehana ny Plan Multisectoriel d’urgence Madagascar, hitondrana vahaolana eo amin’ny lafiny fahasalamana, sosialy, fampianarana ary toekarena amin’ny ankapobeny eto Madagasikara, ato anatin’izao fahamehana ara-pahasalamana izao. Maherin’ny  982 miliara Ariary amin’io vola io na 255,92 tapitrisa dolara no mbola tadiavina.