Accueil Politique Polisim-pirenena : samy maneho ny heviny ireo milaza ho lohan-dohany

Polisim-pirenena : samy maneho ny heviny ireo milaza ho lohan-dohany

0
Polisim-pirenena : samy maneho ny heviny ireo milaza ho lohan-dohany

Manohana ny hetsiky ny solombavambahoaka ho an’ny fiovana ny sendikan’ny mpiasan’ny jirama sy ny Sendikan’ny Inspecteur de Police ary ny Sendikan’ny Brigadier et agent de police izay manambatra ny maro an’isa indrindra eo anivon’ny Polisim-pirenena. Ny hariva teo nefa, nanao fanambarana nitsipaka ny fanambaran’ireo sendika ireo ny tomponandraikitra ambony eo anvion’ny polisim-pirenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici