Polisy mpandrindra ny fifamoivoizana : miofana, hiadiana amin’ny kolikoly

0

Taorian’ny fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana nandritry ny filankevitry ny minisitra, mikasika ny fampitsaharana anatin’ny fotoana tsy voafetra ny fisavana ataon’ny polisy; manantanteraka fampiofanana ho an’ny PR na ny Police de la Route ny teo anivon’ny polisim-pirenena. Miompana be be kokoa amin’ny ady amin’ny kolikoly ity fiofanana tontosaina mandritry ny 2 herinandro ity.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here