« Pont » Tetezambaro : nandray andrikitra avy hatrany ny ministera tomponandraikitra

0

Niainga ny hariva teo ny fiarabe hitondra ny fitaovana hanamboarana ny Pont ao Tetezambaro izay nisy fahasimbana tamin’ny atoandro. Mbola hisy fiara faharoa hiainga rahampitso maraina hitondra ny fitaovana fanampiny. Ezahina ho vitaina ao natin’ny fotoana fohy ny Pont hahafahan’ny mponina mivezivezy.