Accueil Société Praiminisitra NTSAY Christian : laharam-pahamehana ny famerenana ny fahefam-panjakana hiadiana amin’ny fitsaram-bahoaka

Praiminisitra NTSAY Christian : laharam-pahamehana ny famerenana ny fahefam-panjakana hiadiana amin’ny fitsaram-bahoaka

0
Praiminisitra NTSAY Christian : laharam-pahamehana ny famerenana ny fahefam-panjakana hiadiana amin’ny fitsaram-bahoaka

Natao ary hatao laharam-pahamehana ny famerenana ny fahefam-panjakana amin’ny toerana tokony hisy azy hoy ny praiminisitra NTSAY Christian. Izay no paik’ady hotanterahina anatin’ny fotoana foy hiadiana amin’ny fitsaram-bahoaka

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici