Accueil Politique Prefektiora ANTANANARIVO : namoaka didim-panjakana miisa roa

Prefektiora ANTANANARIVO : namoaka didim-panjakana miisa roa

0
Prefektiora ANTANANARIVO : namoaka didim-panjakana miisa roa

Namoaka didim-panjakana miisa roa izay mandrara ny fivezivezen’ny fiara vaventy amin’ny Faritra Avo eto Antananarivo Renivohitra sy ireo fokontany voasokajy ho faritra mena tsy azo onenana ny Prefektioran’Antananarivo androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici