Accueil Politique Presse Internationale : manameloka ny fanasoketana ny mpanao gazety manao ny asany

Presse Internationale : manameloka ny fanasoketana ny mpanao gazety manao ny asany

0
Presse Internationale : manameloka ny fanasoketana ny mpanao gazety manao ny asany

Manoloana ny toe-draharaha nitranga teny amin’ny Parvis Analakely omaly, izay nanasoketan’ireo mpanao fihetsiketsehana teny an-toerana ny mpanao gazety izay manao ny asany. Namoaka fanambarana manameloka izany ny Presse Internationale eto Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici