Accueil Politique PRM – CSM : Fitsarana itokian’ny vahoaka, lavitry ny kolikoly no ilaina

PRM – CSM : Fitsarana itokian’ny vahoaka, lavitry ny kolikoly no ilaina

1
PRM – CSM : Fitsarana itokian’ny vahoaka, lavitry ny kolikoly no ilaina

Fitsarana itokian’ny vahoaka, tsy mitanila, lavitry ny kolikoly io no nambaran’ny Filohan’ny Repoblika RAJOELINA Andry nandritra ny fihaonanany tamin’ny mpikambana eo anivon’ny Conseil Suprême de magistrature androany. Maro loatra ny fitarainana avy amin’ny vahoaka voaraiko, hoy ny Filohampirenena ka izay no antony tsy maintsy nihaonako taminareo.

1 COMMENTAIRE

  1. Efa tsara aloha ny eritreritra fa mila ho jerena haingana ny mikaika ny ketrika LP sy ny famarinan’ny PV d’enquete amin’ny trebunal,Police ary gendarmerie(mitsimbadika ny PV) ary indrindra indrindra ny qualification des infractions.

    Izaho aloha dia tsy manana fahatokisana ny mpitsara rehetra misy eto Madagasikara satria tsy jugement no misy fa fahaizana olona sy fananana vola.

    Ary mbola mankato ny fitsarambahoaka aho raha tsy voaatsabo haingana ireo olana ireo

    Lasa mpampiorohoro vahoaka ny mpiasam-panjaka(Fanjakana) fa tsy mpanompo vahoaka.

    Mila fampiharana ny lalana amin’ny olon-drehetra izahay fa tsy ny madinika ihany(tsy manam-bola sy tsy mahalala olona) no mameno fonja.Eny e efa manomboka miatsara izy izao fa mbola tsy ampy ny ezaka.

    Misaotra

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici