PRM – Toamasina : nitsidika ny toerana hametrahana « Bulding » mora sy ny fanamboaran-dalana

0

Taorian’ny fitsidihana an’i Pangalana, notsidihina ihany koa ny fanamboarana ny lalana miainga ao Toamasina hihazo an’i Soanierana Ivongo. Nojeren’ny fiolhan’ny repoblika sy ny minisitra tomponandraikitra ary ireo delegasiona miaraka aminy ihany koa ankilan’izay ny toerana hametrahana Kianja ho an’ny tanora sy ho an’ny mponina ary ny hametrahana Bulding mora ao Toamasina.