Rafitra miady amin’ny heloka atao amin’ny fitaovan-tserasera : hanomboka ny asa

0

Mahavoasazy ny heloka atao amin’ny fitaovantserasera. Taorian’ny fametrahana ny rafitra miady amin’izany , hanomboka ny asa entina misoroka izany. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany etsy amin’ny tranombokim-pirenena ny varavarana misokatra mikasika an’izay ady amin’ny heloka atao amin’ny fitaovan-tserasera izay