Raharaha 10 Aogositra 1991 : feno 28 taona androany

0

Feno 28 taona androany ny hetsika nitakian’ny vahoaka Malagasy ny fialan’ny filoha Didier Ratsiraka tamin’ny 10 Aogositra taona 1991. Vahoaka maro no namoy ny aina tamin’izany. Hetsi-bahoaka izay nitondra ho amin’ny Repoblika faha-3 ity hetsi-bahoaka 91 ity, izay nipoiran’ny Diaben’ny fahafahana.