Raharaha Ambohimahamasina : aiza ny tohiny ?

0

Telo taona aty aoriana, aiza ny tohin’ilay raharaha Ambohimahamasina izay nahavoatonontonana ny Minisitry ny atitany sady Praimiisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier ? Ireo Inspecteur d’Etat miisa 3 indray no niakatra Codis ary miandry ny vokatr’izany amin’izao fotoana.