Accueil Société Raharaha Befandriana: Andrasana ny vokatry ny  fanadihadiana

Raharaha Befandriana: Andrasana ny vokatry ny  fanadihadiana

0
Raharaha Befandriana: Andrasana ny vokatry ny  fanadihadiana

Misy ambadika politika ny fanambarana nentin’ireo Sojabe avy any amin’ny faritra Sofia raha voalazan’ny filohan’ny Fikambanan’ny Tamingan’ny Befandriana Avaratra eto Antananarivo. Mbola andrasana hatreto ny vokatry ny fanadihadiana any an-toerana, indrindra taorian’ny fanoloana tomponandraikitra ny faran’ny herinandro teo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici