Accueil Société Raharaha Befandriana Avaratra : olona 5 naiditra am-ponja, 26 navotsotra

Raharaha Befandriana Avaratra : olona 5 naiditra am-ponja, 26 navotsotra

0
Raharaha Befandriana Avaratra : olona 5 naiditra am-ponja, 26 navotsotra

Olona 5 no naiditra am-ponja ary navotsotra ireo 26 hafa nanaovana fanadihadiana, izay ny valin’ny fitsarana manodidina ny famonoana polisy roa tao Antsakabary. Fanangonana olona tsy nahazoana alalana, famonoana olona ary fanakorontanana ny vesatra iampangana azy ireo. Tokony hisy ny fitoriana ny amin’ireo trano maherin’ny 500 may taorian’iny raharaham-pitsarana iny, hoy ny mpahay lalàna.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici