Accueil Faits divers Raharaha Claudine Razaimamonjy : Novalin’ny Bianco ny minisitra Rivo Rakotovao

Raharaha Claudine Razaimamonjy : Novalin’ny Bianco ny minisitra Rivo Rakotovao

0
Raharaha Claudine Razaimamonjy : Novalin’ny Bianco ny minisitra Rivo Rakotovao

Nanakiana mafy ny Bianco omaly tao amina radio tsy miankina ny minisitra Rivo Rakotovao. Namaly izany ny harivan’iny ihany ny birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly, ary manamafy fa mitohy hatrany ny fanadihadiana ato amin’I Claudine Razaimamonjy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici