Raharaha Claudine Razaimamonjy : Takian’ny SMM ny fanasaziana ireo mpiray tsikombakomba aminy.

0

Namafisin’ny tomponandraikitry ny fonjan’Antanimora fa ao marina i Claudine Razaimamonjy. Toy izany koa ny tomponandraikitra voalohan’ny hopitaly HJRA. Takian’ny sendikan’ny mpitsara ny fanaovana fanadihadiana sy fampiharana ny lalàna amin’ireo tomponandraikim-panjakana ambony nanome ny tsena an’ity mpandraharaha ity izay niray tsikombakomba tamin’ ny fanodikodinam-bola.