Accueil Société Raharaha kolikoly – ENMG : efa eo am-pamaranana ny famotorana

Raharaha kolikoly – ENMG : efa eo am-pamaranana ny famotorana

0
Raharaha kolikoly – ENMG : efa eo am-pamaranana ny famotorana

Tohin’ny raharaha-na kolikoly, izay niafara tamin’ny fandorana ireo laza adina tao amin’ny sekoly ENMG ny taona 2018. Nidina teny an-toerana androany, nanao perquisition ireo trano nogiazana ny teo anivon’ny Bianco .Eo am-pamaranana ny fanadihadiana amin’izao fotoana izao ireo tomponandraikitra raha ny fanadihadiana natao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici