Raharaha Mbola RAJAONAH : manohy ny fahanginany ny BIANCO

0

Manohy hatrany ny fahanginany ny eo anivon’ny BIANCO manoloana ny raharaha Mbola RAJONAH. Mampametra-panontaniana ny maro manoloana izany ny fomba fiasa sy ny fihetsiky ny Birao Mahaleo tena momba ny ady amin’ny Kolikoly na ny Bianco.