Raharaham-pirenena : diso lalana ny mpitondra fanjakana hoy ny loholona MAPAR

0

Manoloana ny fanovana lalampanorenana kasaina hatao sy ny fampiakarana an’ Andriamatoa Rivo RAKOTOVAO ho loholon’i Madagasikara, diso lalana ny mpitondra fanjakana hoy ny Loholona Velontsara PAUL Bert. Miharihary ny tahotry ny filoham-pirenena ho very seza raha ny fanazavana .