Accueil Economie Ranomasina : azo avadika solika

Ranomasina : azo avadika solika

0
Ranomasina : azo avadika solika

Ranomasina havadika ho solika, io no vokatry fikarohana nataona mpianatra eny amin’ny oniversite iray nanaovana fanadihadiana. Azo hampiharina eto Madagasikara ny fikarohana saingy olana amin’ny fanatanterahana azy ny lafiny ara-bola raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici