RAVALOMANANA Marc : manafangaro ny raharaham-panjakana sy ny tombotsoa manokana

0

Mitohy ny fanafangaroan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny fiarovana ny tombotsoa manokana sy ny raharaham-panjakana. Ny mikasika ny tany misy ny village voara Andohotapenaka indray no hisehoan’izay ankehitriny. Hita taratra ny fiarovan’ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo tombotsoa an’olom-bitsy araka ny fanadihadiana.