Accueil Politique Ravalomanana Marc : tsy ekeko ny didy nanamelohana ahy

Ravalomanana Marc : tsy ekeko ny didy nanamelohana ahy

0
Ravalomanana Marc : tsy ekeko ny didy nanamelohana ahy

Tsy ekeko ary tsy mitombina ny didy fanamelohana ahy, hoy ny Filoha teo aloha RAVALOMANANA Marc nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety omaly teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra. Nilaza kosa ny minisitry ny Fitsarana omaly ihany teny Faravohitra fa manankery ny didimpitsarana eto Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici