Accueil Société RAZANADRAINIBE Marie : 93 taona, salama tsara ary mamelona ny zanany telo

RAZANADRAINIBE Marie : 93 taona, salama tsara ary mamelona ny zanany telo

0
RAZANADRAINIBE Marie : 93 taona, salama tsara ary mamelona ny zanany telo

Isan’ireo malagasy, salama tsara amin’izao faha-93 taonany izay i Bebe Marie. Izy no mikarakara sy mamelona ireo zanany telo izay tsy salama ary manao ny asa rehetra ao an-tokantrano. Ny momban’i Bebe Marie sy ny lalam-piainana no hotanterin’i Ony Nasaina eo amin’ny sarin’i Andry Nantenaina amin’ity fanadihadiana ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici