Accueil Politique “Recouvrement des avoirs illicites » : manaitra ny maro ny tsy fankatoavan’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna

“Recouvrement des avoirs illicites » : manaitra ny maro ny tsy fankatoavan’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna

0
“Recouvrement des avoirs illicites » : manaitra ny maro ny tsy fankatoavan’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna

Nahagaga ny maro ary niteraka resabe tamin’ny tambazotran-tserasera sy eny anivon’ny fiarahamonina ny tsy nankatoavan’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna mikasika ny Fanagiazana fananana azo tamin’ny tsy ara-drariny. Misy ve ny fahatahoran’ny antoko HVM amin’ny mety ho voakasik’ity lalàna ity ? Raha hiverenana ny zava-misy teto amin’ny firenena, fantatra fa tsy mitombina ny filazan’ny Filohan’ny antenimierandoholona fa tsy ampy ny fotoana nandinihana iny volavolan-dalàna iny.