Riana Andriamandavy: Nody an-tanindrazana tamin’ny alarobia alina

0

Efa eto Madagasikara I Riana Andriamandavy raha ny vaovao voaray. Mitandrina tanteraka ny zandary momba io raharaha io. Andrasana ny tohin’ny fanadihadiana atao aminy.