Rijanteny ny volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana : misy tsy mitombina fa dia nasisika fotsiny

0

Ny andiany faha-126 amin’ilay volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana indray no hanaovantsika famakafakana anio. Andininy izay miresaka ny momba ireo mpikamban’ny Biraom-pifidianana.