RN 2 sy RN 5 : miroso ny asa ary tsy maintsy ho vitaina ao anatin’ny fotoana voatondro

0

Miroso ny asa fanatsarana ny lalam-pirenena faha-2 sy ny lalam-pirenena faha -5 ary tsy maintsy ho vitaina ao anatin’ny fotoana voatondro. Efa vita hatrany amin’ny 95 % ny Bétonnage ho an’ny lalam-pirenena faha -5 eo amin’ny PK 2 +300 hatrany amin’ny PK 21 + 100.