Accueil Politique RN12 A:  hamboarina ny lalana

RN12 A:  hamboarina ny lalana

0
RN12 A:  hamboarina ny lalana

Mitohy ny fanam-boaran-dalana manerana ny Nosy. Hamboarina ny lalampirenena faha-12A mampitohy an’I Vangaindrano sy Taolagnaro. Soloina tetezana ireo bac 10 nahafantarana iny lalam-pirenena  iny. Nanao fitsidihana ireo lalampirenena ny MAHTP sy ireo mpamatsy vola ireo ity faran’ny herinandro ity. Nampitovy tadin-dokanga ho an’ny asa ho tanterahina ary nijery ireo asa izay efa manomboka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici