Notanterahana androany ny « réception provisoire » ny lalam-pirenena faha-7 miainga eo Anosy mipaka eny Andranomena. Voahaja ny fenitra sy ny kalitao hoy ireo tomponandraiki-panjakana nanatanteraka izany tamin’ity androany ity.