Accueil Société “Rocade Est” : andalana ny fanonerana ho an’ireo tany voakasika

“Rocade Est” : andalana ny fanonerana ho an’ireo tany voakasika

0
“Rocade Est” : andalana ny fanonerana ho an’ireo tany voakasika

Mizotra araka ny tokony ho izy ny fanonerana ho an’ireo tompon’ny tany voakasiky ny fanotofana amin’ny fanamboarana ny ROCADE EST. Antontan-taratasy manodidina ny 81 no efa tonga eny anivon’ny tahirim-bolam-panjakana raha ny fanazavana. Miandry ny famenoana ny antontan-taratasy kosa ny ambiny hoy ny sampandraharana misahana ny fananan-tany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici