Rocade Nord-Est Est : nampahafantarina ny rehetra ny tohin’ny asa

0

Androany no nampahafantarin’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalàn’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy ny rehetra ny tohin’ny asa fanamboarana ny lalana Rocade Nord-Est Est. Isan’ireo ezaka ataon’ny fitondrana ankehitriny ny fampahafantarana ny rehetra ny fandehan’ny asa ataony mba tsy hahatompon-trano miono ny vahoaka Malagasy, hoy ny Minisitra tomponandraikitra teny an-toerana. Fanampim-panazavana.