Rocade Nord-Est sy Rocade Est : mizotra araka ny tokony ho izy ny asa

0

Mizotra araka ny tokony ho izy ny asa fanamboarana ny Rocade Nord-Est sy ny rocade Est amin’izao fotoana izao ary ho vita ara-potoana ny asa. Nisy tamin’ity androany ity ny fidinana ifotony notanterahin’ny minisitra tomponandraikitra niaraka tamin’ireo mpamatsy vola, ny vondrona eoropeana sy ny AFD.