Rofia sy taretra gasy : mahavelona ankohonana maro

0

Azo hatao tsara ny manome lanja ny rofia sy ny taretra gasy amin’ny alalan’ny fanamboarana tapis na lafika haingon-trano any toamasina. Fianakaviana maro no mivelona amin’izany ary mahavelona tanteraka raha ny fanazavana.