Accueil Société Rovan’i Manjakamiadana : orinasa 4 no hisahana ny fanarenana

Rovan’i Manjakamiadana : orinasa 4 no hisahana ny fanarenana

0
Rovan’i Manjakamiadana : orinasa 4 no hisahana ny fanarenana

Orinasa lehibe 4 no nahazo ny antoka ho fanarenana ny Rovan’i Manjakamiadana taorian’ny tolobidy nataon’ny fitondram-panjakana ny volana aogositra lasa teo. Tsy maintsy ho vitaina mialohan’ny 26 jona 2020 ny asa araka ny nampanantenaina, hoy ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici