Accueil Politique SAMBAVA : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny ben’ny tanàna sy Solombavambahoaka

SAMBAVA : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny ben’ny tanàna sy Solombavambahoaka

0
SAMBAVA : mihenjan-droa ny tady eo amin’ny ben’ny tanàna sy Solombavambahoaka

Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny Ben’ny tanàna ao Farahalana sy ny Solombavabahoaka ao Sambava manolona ny fanafoanan’ny fanjakana ny titre ny tany ao amin’ny Villa Commune ao Farahalana. Androany, niteraka savorovoro