Sambo mihaodihaody any Mananara Avaratra : tsy mbola misy fandraisana andraikitra

0

Nilaza ny handray fepetra ny fiadidiana ny primatiora manoloana ny fisiana sambo mihaodihaody efa ho andro maromaro izao any amin’ny sisi-dranomasin’i Mananara Avaratra Faritra Analanjirofo.  Andrasana kosa ny fandraisana andraikitr’ireo tomponandraikitra isan-tokony: OMC, faritra, distrika, ny Bianco ao Analanjirofo.