SAMI Andria : ny hiroso amin’ny tsara kokoa hatrany no tanjona

0

Pejin’ny fanatanjahan-tena. SAMI ANDRIA RIDER VELO TRIAL ao Antsirabe, isan’ireo sahy miakatra eny ambon’ny toerana Avo indrindra eto Madagasikara amin’ny alalan’ny Velo TRIAL. In-dimy nandrombaka ny tompondakan’I Madagasikara. 

Izy indray no ho entin’I mpanao gazetin’ny KOLO ao Antsirabe aminao ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity.